|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manjelatra |
| Fototeny | 2 jelatra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamoaka hazavana: Misy kintana manjelatra noho ny sasany
5 Mamoaka hazavana toa tselatr' afo: Nanjelatra ny mason' ilay alika tao anatin' ny maizina. ~ Nanjelatra ny sabatra nosintonin' ny miaramila avy tao amin' ny tranony [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 étinceler, jeter des éclats ou des éclairs de lumière, briller
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 10 jelaka |
| Kamban-teny rehetra | 11 takamoa manjelatra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|