|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manjenjena
Fototeny  2 zenjena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mandehandeha tsy misy antony, mandehandeha etsy sy ery, mirenireny [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Tovy hevitra  8 mizenjena

Teny iditra (2/2)9  manjenjena
Fototeny  10 jenjina
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manjenjina [Fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12