|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manjilatra |
| Fototeny | 2 jilatra |
| Sokajin-teny | 3 matoanteny na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Misaraka na mielakelaka somaradimbana: Sao manjilatra ity lamba ity fa fehezo
5 Misy silany mlendaka; miempaka; miovaka: Voan' ny vakin-tavoahangy ny tongotro ka nanjilatra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to graze and scrape something
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 effleurer et écorcher; s'écorcher
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|