|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mankahia |
| Fototeny | 2 hia |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mahatonga ho mahia: Mankahia ny fieritreretana be loatra. / Mankahia tena izy
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 8 mampahia |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 mahaanky, 11 mahanika, 12 mañahaky, 13 mankahay, mankahia, 14 mihanaka, 15 mikahana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|