Entry | 1 mankany |
Root | 2 any |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mandeha any: Lasa nankany an-tsena reninao [1.1] |
Explanations in English |
5 to go there. Mankamy is also used for this, or mankamin' before a vowel. [1.2] |
Examples |
6 Raha mankany am-piangonana isika, dia hitako fa misy zazalahy mpiandry antsika aroa, ka ny mason-dRazay mitsipalopalotra any.
[2.324]
|
Morphology |
|
All compound words | 11 2 combinations of this word |
Proverbs | 12 Proverbs containing that word |
Anagrams | 13 mananky, 14 mankany |
Updated on 2025/10/08 |
![]() |