Entry | 1 mankasitraka |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 sitraka |
Morphology |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1#629] Mampiseho fahafaham-po noho ny asa vita: Nankasitraka ny zava-bitany ny fanfakana Maneho fihetseham-po mitory fitiavana sy hafaliana noho ny soa noraisina tamin' olona: Mahaiza mankasitraka raha nandray soa tamin' olona Mahatsiahy: Mankasitraka ny soa nataonao izahay |
Explanations in English |
9 [1.7] to find pleasing or acceptable; to thank |
Explanations in French |
10 [1.8] approuver; apprécier; témoigner sa reconnaissance |
Examples |
11 [2.324] Tsy mandrara ny fifankatiavanareo intsony aho, fa mankasitraka, fa fifankatiavana an-tsitrapo. |
Analogs | 12 mankamamy, mankatelina, mankafy, mankatoa, tia |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word mankasitraka |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |