|
|
|
|

Teny iditra1 manodoka
Fototeny  2sodoka
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mamitaka amin' ny fijerena, mahadiso hevitra, mahadiso: Tsy nanodoka ahy ny masoko
Mahavoafitaka: Nanodoka ahy ny diavolana fa andro vao amin' ny telo dia nataoko ho efa amin' ny enina [1.1]
Haiendriteny 
5 Ny ankehitriny :
6 Ny lasa :
7 Ny hoavy :

Fivaditsoratra  8 mandokoa, 9 manodoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12