|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 manofoka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny ilazana ny tandrok' omby manomboka mitsefatsefaka na vakivaky
[Betsileo]
[1.1] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
4 Bikan' ny tandrok' omby |
| Teny iditra (2/3) | 5 manofoka |
| Sokajin-teny | 6 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 mandetika fantsika
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Teny iditra (3/3) | 8 mañofoka |
| Sokajin-teny | 9 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 maty vary
[Bezanozano]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 11 manakofo, manofoka, mañofoka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|