|
|
|
|

Entry (1/2)1  manohatra
Root  2  ohatra
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  mampitovy [Bezanozano] [1.78]
5  Mampitaha: Manohatra ny fahafatesana amin' ny mpangalatra tonga tampoka ny Soratra Masina
Mampitovy: Manohatra ny akanjony amin' ny ahy izy
Manandrana, mijery raha mifanentana: Lasa nanohatra ny akanjony izy [1.1]
Explanations in English  6  to measure, to compare. [1.2]
7  to compare; to fit to try [1.7]
Explanations in French  8  comparer, essayer un vêtement, etc [1.8]
Examples  9  Ka izany no itenenany hoe samy masina an-taniny raha manohatra tanin' olona amin' ny tanindrazany izy. [2.285#]
10  Tsy vitan' ny manohatra ny tenany amin' ny zavaboary ny mpanoratra fa mbola miangavy ny sasany amin' izy ireo koa mba hanampy azy [2.314#]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
14  Imperative :
All compound words  15  2 combinations of this word
Proverbs  16  Proverbs containing that word

Entry (2/2)17  manohatra
Root  18  tohatra
Part of speech  19  active verb
Explanations in Malagasy  20  Mifanena amy; manehatra: Manoha-doza [1.1]

Anagrams  21 maharanto, 22 mahatrona, 23 manatroha, 24 manohatra, 25 mantahora

Updated on 2025/10/08