|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manoina |
| Fototeny | 2 toina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Mamaly (antso): Nahoana no antsoina ialahy ka tsy manoina? I Bako no nantsoina ka i Manga no nanoina
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 8 Ambatomanoina |
| Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 10 anomany, 11 inomana, 12 mañaoñy, manoina, 13 miañona, 14 miñaoña, 15 mionana, 16 monaina, 17 omanina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|