|
|
|
|

Teny iditra1  manoitra
Fototeny  2 oitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manainga zavatra mavesatra na miraikitra amin' ny alalan' ny fanoto na bara vy na angady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to raise by a lever. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 Pousser, soulever avec un levier [1.3]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  11 amitrano, manoitra, 12 mianotra, 13 mita rano, 14 mitarona, 15 rano maty, 16 tanimora, 17 tany mora

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12