|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manolika |
| Fototeny | 2 olika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 mahatonga mivilivily, misafelipelika
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 same as manolaka, and also to twist silk on a reel
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 rendre sinueux, détourner, mettre en zigzag, en spirale
[1.3] 7 chantourner [1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 12 manolaka, manolikolika |
| Fivaditsoratra | 13 lamokany, 14 manokila, 15 mañolaky, manolaky, manolika |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21 |
|