|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manolikoly |
| Fototeny | 2 kolikoly |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manambitamby tafahoatra, manangolingoly: Izy no nanolikoly ny zanako ka nahasimba azy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to cajole; to care for
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 cajoler, entraîner par des promesses
[1.8] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 11 manakolikoly |
| Teny iditra (2/2) | 12 manolikoly |
| Fototeny | 13 kolikoly |
| Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
15 Manome vola na zavatra tsy ara-dalàna; manome kolikoly, vola mba hitadiavan-tsitraka: Mendri-tsazy lehibe izay manolikoly mpanao raharaham-panjakana ~ Tokony hosazina izay manolikoly ny mpiasam-panjakana
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 to bribe
[1.7] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 21 manakolikoly |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|