|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manombika |
| Fototeny | 2ombika |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Maka sombintsombiny na potipotiny amin' ny vataben-javatra iray: Manombi-kena.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5to collect small pieces of meat.
6In the provinces it means to retain a portion of anything for one's own use.. [1.2] 7to trim little pieces of meat from bones and other cuts. [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8prendre des petits morceaux de viande sur les os, etc.
[1.8] |
| Ohatra |
9 Raha toloran' olon-kanina na zavatra, dia mananty tanan-droa fa azo atao ny manombika.
[1.437#]
|
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 14manombi-kena |
| Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|