|
|
|
|

Teny iditra1  manome fo
Singan-teny  2 manome, 3 fo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 mampirisika ary manao izay hampahatezitra; mambosy, mamporisika, mitarika, mamoky [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 to excite to anger, to incite to evil, to instigate. Generally in reference to incitement to evil deeds. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12