|
|
|
|

Teny iditra1  manondrokondroka
Fototeny  2 hondrokondroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manaitra ny filan' ny nofo amin' ny fihetsika pilapilaka sy jefijefy [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  9 mandrokondrokoña, manondrokondroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12