|
|
|
|

Teny iditra1  manongalika
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 Mitovy amin' ny mandohalika [1.1]
Ohatra  4  Sodifafana ka natsipy any an-kady vao manongalika tsara toerana. [2.558]
Ohabolana  5  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02