|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 manongotra |
| Fototeny | 2 ongotra |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Manala hatramin' ny fakany: Nisy nanongotra lahy ilay zanakazo namboleko
[1.1] 5 manala amin'izay toerana nitsatohany [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 to pluck up by the roots.
[1.2] 7 to pull up by the roots [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 arracher, déraciner
[1.8] 9 arracher [1.13] |
| Ohatra |
10 Rahefa tonga izay fotoana izay, I Dada sy Neny, na izy efa-mianaka, no milahatra, miondrika, manongotra, manifikifika ny foto-boanjo hanitsanana ny tany manaraka, dia mampandry azy amin' ny tany.
[2.472]
|
| Haiendriteny |
|
| Sary |
|
| Teny iditra (2/2) | 15 manongotra |
| Fototeny | 16 tongotra |
| Sokajin-teny | 17 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Mandray amin' ny tongotra
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 saisir par le pied
[1.3] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|