|
|
|
|

Teny iditra1  manoratra
Fototeny  2 soratra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manao soratra: Mahay mamaky fa tsy mahay manoratra i Bakoly
5 mandatsaka an-tsoratra: Iza no nanoratra ny anaranao tao amin' ny rejisitra?
6 Mandefa taratasy: Nanoratra tamin' ny ankizy any Toamasina sy Mojanga aho
7 Mamorona: i Rodlish no nanoratra ny "Sangy mahery" [1.1]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12  Fikambanana 2 amin' io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09