Entry | 1 manorina |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 orina |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Manangana, mampijoro: Manorina trano Manorina fikambanana, tokantrano Manatsatoka: Manorina famolaina 12 [1.13] manangana |
Explanations in English |
13 [1.2, 1.7] to found, to establish 14 [1.2] to raise 15 [1.7] to lay foundations |
Explanations in French |
16 [1.8] poser des fondations: fonder, établir 17 [1.13] bâtir, construire, implanter |
Examples |
18 [2.472] Sarotra ihany ny manorina trano tora-peta. 19 [2.48] Ary ny anontaniana andro tsara amy ny mpanandro, vao manorina |
Anagrams | 20 manirano, manorina, namoiran, namorany, namorian, namorina, nanamory, nanoiram, nianoram, norianam |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |