|
|
|
|

Teny iditra1  manoroka
Fototeny  2 oroka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Mampitehika ny molotra sy ny orona amin' ny tarehy na tanana, ho mari-pitiavana na fanajana olona iray [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to kiss by touching noses, to smell by putting the nose to anything. [1.2]
6 to kiss [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 baiser, embrasser [1.8]
Ohatra  8  Izay mahavoa tsara amin'ny famaliana dia manoroka ny molotra. [2.996]
Haiendriteny 
9  Ny ankehitriny :
10  Ny lasa :
11  Ny hoavy :
12  Filaza mandidy :
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  14 manakoro, manoroka, 15 mokarano, 16 Namoroka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02