|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manorotoro |
| Fototeny | 2 torotoro |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 mamakivaky madinika, mamotipotika
[Tanala]
[1.78] 5 Mamaky potipotika, manamontsana [1.1] 6 manapotika madinika ho lasa vovoka [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 to crush into pieces
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 écraser en morceaux
[1.8] 9 écraser, pulvériser [1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|