Entry | 1 manosotra |
Part of speech | 2 active verb |
Root | 3 hosotra |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Mandalotra, manatavona amin' ny menaka, loko, fotaka, savony: Manosotra menaka ny tarehiny i Sahondra isan' alina Manamasina, mametraka na manokana hiandraikitra raharaha lehibe sy ambony: Manosotra ho mpitandrina |
Explanations in English |
11 [1.7] to smear, to paint, to apply a coating; to anoint with saliva etc. |
Explanations in French |
12 [1.8] barbouiller, enduire: oindre; peindre 13 [1.13] badigeonner |
Examples |
14 [2.472] Tamin' ny fifandonana nisy teny rehetra teny, hita izany manamboninahitra lefitra frantsay sara-namana izany, ka nanosotra fota-mainty ny tarehiny sy ny tanany, izany teknisiana nanao malabary sy satroka mololo be sofina, izany sambo-belona tafiditra anaty vondrona miaramila gasy, tsy sahy nisoka-bava, fa sao hampagain' ny fiteniny. |
Anagrams | 15 amotsoran, manosotra, namosotra, namotsora, nosoratam, notsaroam |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |