|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  mañotaky
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 mamihina [Taimoro, Bara] [1.78]

Teny iditra (2/4)4  mañotaky
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6 mampivohitra [Taimoro, Bara] [1.78]

Teny iditra (3/4)7  mañotaky
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  9 manolana [Taisaka] [1.78]
10 mampiolana, manolana [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (4/4)11  mañotaky
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 mitsara [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  mañotaky, 14 manotika, 15 miantoka, 16 mikatòna, mikatona, 17 mikotana, mikotàna, 18 mitakona, mitakòna, 19 mitokàna, mitokana, 20 mitonàka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27