|
|
|
|

Teny iditra1  mañote
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 manary zanaka, mampisara-nono zaza [Betsileo] [1.78]

Fivaditsoratra  4 mañeto, mañote, 5 motena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17