|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 manotika |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 manaikitra ny kibo
[1.13] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 avoir la colique
[1.13] |
| Haiendriteny |
|
| Voambolana | 8 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | 9 mañotaky, manotika, 10 miantoka, 11 mikatòna, mikatona, 12 mikotana, mikotàna, 13 mitakona, mitakòna, 14 mitokàna, mitokana, 15 mitonàka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|