|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manototra
Fototeny  2 tototra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4 Manarona: Manototra tany ny vodihazo
5 Mameno: Manototra nahandro ny latabatra
6 Mandrakotra: Kopahy ny vovoka manototra ny akanjonao
7 Manafotra: Manototra henatra olona [1.1]
8 mameno ny banga [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  9 to fill with earth etc.; to cover [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 couvrir [1.3#736]
11 combler [1.3#736, 1.13]
12 combler de terre, etc. [1.8]
Ohatra  13  manototra tany ny lavadavaka ny tovolahy. [2.445#]
14  manototra tanimbary amin' ireny ranontany ireny ry zareo. [2.445#]
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)19  manotòtra
Fototeny  20 tot
Sokajin-teny  21  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  22 Manetsiketsika ny foly amin' ny fanenjanana azy ka amin' izay izy mitovy tantana hatrany tsy misy madilana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  23 secouer les fils en les raidissant pour les égaliser [1.3#736]
Haiendriteny 
24  Ny ankehitriny :
25  Ny lasa :
26  Ny hoavy :
27  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  28 amontotra, 29 antomotra, manotòtra, manototra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/21