|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manotraky
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 mamela, tsy mitaona [Taimoro] [1.78]

Teny iditra (2/2)4  mañotraky
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6 mianatra, mihira, manary [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  7 manakotry, 8 manikotra, 9 manokatry, mañotraky, manotraky, 10 manotrika, 11 mikotràna, mikotrana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27