|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  manotro
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3 maka amin'ny sotro [Sihanaka] [1.78]

Teny iditra (2/3)4  mañotro
Sokajin-teny  5  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  6 manotrona am-panajana [Bara] [1.78]

Teny iditra (3/3)7  mañotro
Sokajin-teny  8  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  9 mikotrika [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  mañotro, manotro, 10 montora

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27