Entry | 1 mantamanta |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 manta |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
5 [1.1] Tsy dia tena manta Tsy vita tsara tanteraka: Asa mantamanta Tsy nomasahana tsara, tsy nalaina ambony tsy nalaina ambany, tsy nodinihina tsara: Hevitra mantamanta |
Examples |
6 [2.472] Ingahy Ravelo koa olona mantamanta vava sy tsy mifidy teny havoaka izay, ka nisy tokoa ny tsy tia azy tao an-tanĂ na. |
Proverbs | 7 Proverbs containing the word mantamanta |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |