|
|
|
|

Teny iditra1  mantaoro
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 bibikely izay mamoaka fivalanana mampirofotra hiditr'olona [Sakalava] [1.78]
Voambolana  4  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina

Fivaditsoratra  5 mañatoro, 6 manorota, 7 manotora, mantaoro, 8 maonotra, 9 romotana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12