|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 maody |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Mahina, mahimahina ka miomanomana amin' izay ho avy, mitandrina, malina: Mbà maody ihany fa tsy fantatra izay tian' iny olona mitarataratra ny tranonareo iny hatao
4 Ratsy, kaody: Asa na inona na inona no nataon' Ikoto fa maody erỳ izy isaky ny mifanena amiko [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 suspicious, apprehensive
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 soupçonneux, méfiant
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 9 maodimaody |
| Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 11 daomy, 12 dimao, 13 madio, maody, 14 miado, 15 modia |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|