|
|
|
|

Teny iditra1  maorina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsara fijoro, tsara orina
4 Kelikely matotra, mendrika: Maorina ilay tranonareo any ambanivohitra [1.1]
Tsipelina hafa  5 maorona

Fivaditsoratra  6 amarino, 7 amirano, 8 amorina, 9 armonia, 10 mairona, 11 mañaroy, 12 manoira, 13 manoria, maorina, 14 maroina, 15 mianora, 16 miraona, 17 moraina, 18 moriana, moriaña, 19 rano may

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27