|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  maoty
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 efa misara-nono, efa mahasara-dray aman-dreny; vory hevitra sy saina
4 manan-toetra matotra [1.1]
Kamban-teny rehetra  5 zaza tsy maoty

Teny iditra (2/2)6  maoty
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Teny ilazana ny omby rehefa niofo indray mandeha ny tandrony [Betsileo] [1.1]
Tsipelina hafa  9 maota

Fivaditsoratra  10 atimo, 11 maito, maoty, 12 Matio, 13 matoy, 14 miato, 15 miota, 16 mitao, 17 mitoa, 18 moita, 19 tamio, 20 tamoy, 21 taomy

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09