|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  marakely
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hazandrano matsiro fa be taolana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 a small fish [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 petit poisson plat [1.8]
Voambolana  6  Haibiby: trondro

Teny iditra (2/2)7  marakely
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny malagasy  9 Miaramila kely
10 Andian' ankizy milahatra manao matso sy asampinga [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 a sort of military drill done by
12 children [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 exercice paramilitaire
14 présenté par les enfants [1.8]

Fivaditsoratra  marakely, 15 ramikela

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17