|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  marao
Fototeny  2 rao
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Masaisay raha kasihina, tsy malama, misy mibontsimbontsina, marokoroko, masaosao: Vato maraorao, [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 rough to the touch [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 rugueux au toucher [1.8]
Kamban-teny rehetra  7  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/2)8  marao
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10 tanora, zazalahy kely [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  11 amaro, 12 Aroma, marao, 13 maroa, 14 moara, Moara, 15 Omara

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27