|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 mararin-teny |
| Singan-teny | 2 marary, 3 teny |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 ilazana ny olona mora misafoaka sy tezitra raha misy teny mikasika azy; olona mora tohina amin' izay teny reny mikasika azy ka mazàna misafoaka sy tezitra raha vao itenenana fanakianana momba azy
[1.1] |
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02 |
|