|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 marèna |
| Fototeny | 2 marina |
| Sokajin-teny | 3 filaza mandidin' ny mpamaritra marina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 mipetraha tsara
[Tanala]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 sois juste
[1.20] |
| Ohatra |
6 Dia marena tokantrano, anaka.
[2.346#49]
7 Fa aorian' izany kosa dia samy maka amin' izany rano ao anaty fitoerany izany avokoa- ny ao an-trano ka mamafy izany amin' izy roa, izay arahin-teny hoe: "marena an-tokantrano! [2.436#] |
| Kamban-teny rehetra | 8 marena tokantrano |
| Teny iditra (2/2) | 9 mareña |
| Sokajin-teny | 10 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 ampitso
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 12 manare, 13 manera, manerà, marèna, mareña, 14 menara, 15 merana, 16 ramena |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|