|
|
|
|

Teny iditra1  marevaka
Fototeny  2 revaka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fano haingo ka manaitra ny maso; tsara, maredona, ka manaitra ny sofina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 showy [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qui frappe la vue, élégant [1.8]
Kamban-teny rehetra  7 tsy marevaka
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09