|
|
|
|

Teny iditra1  marimarika
Fototeny  2 marika
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Mahina, mahimahina: Marimarika ihany aho raha nahita azy nihirahira foana, nefa tsy nampoiziko dia ho very saina izy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 suspicious, mistrustful [1.2]
Ohatra  6  Eny ihany tokoa Ramalagasy: toa tsy marimarika izay kanjo mpamantatra mangina. [2.296#]
Mpanahaka  7  maodimaody

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17