Entry | 1 marofy |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 rofy |
Morphology |
|
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] Marary, voan' ny aretina: Salama tsy marofy izahay rehetra |
Explanations in English |
13 [1.7] ill, feeble |
Explanations in French |
14 [1.8] débile, maladif |
Examples |
15 [2.996] Noho izany dia betsaka no marary sy marofy eo aminareo, ary maro ihany no efa nodi-mandry. |
Vocabulary |
16 Health |
Anagrams | 17 famory, iforam, marofy, miforà , mifora, raofim |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |