|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 marolongo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazam-bibilava hafa kely fa maromaro izy no miray lavaka ka raha misy mamono ny iray aminy dia mivoaka daholo izy rehetra manaraka an' ilay namono ny namany; somary volombatolalaka, misoratra fotsy ny volony. (Anarany hafa: Marorazana na Maroandavaka)
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 nom d'une espèce de serpent.
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 5 Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa |
| Tovy hevitra | 6 maroandavaka, marorazana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31 |
|