|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  maroroka
Fototeny  2 roroka
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Fatra-pitombo, mitombo izaitsizy: Maroroka itý zaza itý fa vao roa taona izy dia takany ny latabatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 growing rapidly [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qui pousse, grandit avec de belles proportions, qui croît rapidement [1.3]
7 qui croît ou pousse rapidement [1.8]
Ohatra  8  fa ny tanora no manao sain-jaza maroroka, ka mora taitaitra foana. [2.285#189]
9  Zaza maroroka dia maroroka eo amin' ny fitomboam-pahaizana sy haitraitra! [2.296#]
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Kamban-teny rehetra  15  Fikambanana 4 amin' io teny io
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2)17  maroroka
Sokajin-teny  18  anarana
Fanazavàna teny frantsay  19 (toute l'île) (de roroka : belle croissance, tout ce qui pousse rapidement). Nom donné aux plantes à croissance rapide. Dans le Sud, notamment, à plusieurs Asteraceae. [1.196]
Voambolana  20  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17