|
|
|
|

Teny iditra1  martiry
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [frantsay martyr] Olona mahafoy ny ainy mba ho vavolombelon' ny finoany na ny fitiavany olona na zavatra iray: Azo lazaina ho maritioran' ny firenena ireo maty tamin' ny tolom-pahafahana [1.1]
Tovy hevitra  4 maritiora, martiora

Fivaditsoratra  martiry, 5 miritra, 6 rimitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12