|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  masay
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Vady faharoan' ny lehilahy mampirafy: Nampirafy telo indraindray ny lehilahy taloha: ny vady be ny vady masay, ary ny vady kely [1.1]
4 kely (milaza vady) [Masikoro] [2.606#152]
Fanazavàna teny anglisy  5 secondary [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 secondaire [1.8]
Kamban-teny rehetra  7 vady masay

Teny iditra (2/3)8  masay
Sokajin-teny  9  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  10 milamina, miadana, tony (ranomasina) [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (3/3)11  masay
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 mihanaka [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  14 asima, 15 maisa, masay, 16 miasa, miasà, 17 Samià, samia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27