|
|
|
|

Teny iditra1  masirasira
Fototeny  2 sirasira
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Misimisy sira kely, masimasina
5 Tsy dia mazoto firy, tsy manotraka firy, matimaty amin' ny fivavahana [1.1]
Lahatsoratra  6 Randzavola: masirasira ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  7 marisarisa, masirasira

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12