|
|
|
|

Entry1  maso mahita vola
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza olona voatarika hivarotra na dia mora aza -- noho ny fahitany ny vola efa eny an-tanan' ilay mpividy
Explanations in French  4  [1.3] qui cède un objet en voyant l'argent qui en est le prix
Elementary words  5  maso, mahita, vola

Updated on 2024/12/07