Entry | 1 Masombika |
Part of speech | 2 name (ethnonym) |
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Anaram-poko anankiray avy tany Mozambika fahiny tafiditra ary tafaharo amin' ny Malagasy eto Madagasikara; Makoa |
Examples |
9 [2.649#] Hatramin' izay dia tena olom-potsy avokoa ny masombika. 10 [1.437#] Ny hoe " mikora" dia teny masombika, ka mihinana no dikany. |
Vocabulary |
11 History: clans, tribes |
Quotes | 12 Texts mentioning Masombika |
Anagrams | 13 mambosika, Masombika |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |