Entry (1/2) | 1 masonkarena |
Part of speech | 2 noun |
Elementary words | 3 maso, harena |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Izay lany rehetra tamin' ny nahazoana sy nanamboarana zavatra iray amidy: Tsy azoko amidy efajato ariary io latabatra io satria dimanjato ny masonkarena taminy 5 [1.13] fitambaran'ny saram-pividianana sy ny saram-panodinana |
Explanations in English |
6 [1.7] the cost price; capital used in business |
Explanations in French |
7 [1.8] prix de revient; capital investi dans une affaire 8 [1.13] prix de revient |
Examples |
9 [2.356#] Nisondrotra ny masonkarena tamin' ny fanaovam-boky. |
Vocabulary |
10 Economy: finances, management |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word masonkarena |
Entry (2/2) | 12 Masonkarena |
Part of speech | 13 name (ethnonym) |
Elementary words | 14 maso, harena |
Examples |
15 [2.508] Nisy faritra efatra tao amin' ny menabe, dia ny Ombalahifotsy, ny Beminono, ny masonkarena ary ny Dimanjehy. |
Vocabulary |
16 Geography: countries, people |
Anagrams | 17 masonkarena, Masonkarena, nanakoseram, nanasokeram |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |