|
|
|
|

Entry1  matavy an-dela
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  matavy, lela
Explanations in Malagasy  4  [1.1] manao azy ho mahay na manankarena, nefa tsy izany; fatra-mampanantena zavatra betsaka, nefa tsy manome inona akory

Updated on 2025/07/29